FIADIDIANA NY REPOBLIKA

***

FAMPAHAFANTARANA

Noraisin’ny Filohan’ny Repoblika androany 01 Aprily 2021 ny didim- panjakana laharana faha 2021- 384, manendry ireo Mpikambana telo anjarany ao amin’ny Fitsarana Avo momba ny Lalàmpanorenana, araka ny voafaritry ny lalampanorenana andininy faha 114-andalana faha-2:

1- Ramatoa RAKOTOBE ANDRIAMAROJAONA Vololoniriana Christiane

2- Ramatoa RAZANADRAINIARISON née RAHELIMANANTSOA Rondro Lucette

3- Andriamatoa MBALO Ranaivo Fidèle

Ary nankatoa ireo voafidy ho mpikambana  ao amin’ny Fitsarana Avo momba ny Lalàmpanorenana  :

- 02 avy amin’ny Antenimierampirenena :

1- Andriamatoa RASOLO Nandrasana Georges Merlin

2- Andriamatoa NOELSON William

- 02 avy amin’ny Antenimierandoholona :

1- Ramatoa RAKOTONIAINA teraka RAVEROHANITRAMBOLATIANIONY Antonia 

2- Ramatoa RANAIVOSON Rojoniaina

- 02 avy amin’ny Filankevitra Ambony momba ny Mpitsara :

1- Andriamatoa RAKOTOARISOA Florent

2- Ramatoa RATOVONELINJAFY teraka RAZANOARISOA Germaine Bakoly

 

Antananarivo faha 01 Aprily 2021
Ny serasera sy Fifandraisana
Eto anivon’ny Fiadidiana ny Repoblika