FIADIDIANA NY REPOBLIKA

FAMPITAM-BAOVAO

Hiroso amin’ny fanaovana tombana na «évaluation» ireo mpikambana ao anatin’ny Governemanta ny Filoham-pirenena ary hisy ny fandraisana fanapahan-kevitra mikasika izany.

Hisy arak’izany ny fanovana ireo Minisitra vitsivitsy.

Nanolotra fisaorana ho an’ireto mpikambana ao amin’ny Governemanta ireto ny Filoham-pirenena sy ny Praiminisitra tamin’ny asa vitan’izy ireo tsirairay avy, na dia nisy aza ny lesoka nandritra izay fito volana niarahana niasa izay.

Natao androany 9 martsa 2022

Ny Departemantan’ny Serasera sy ny Fifandraisana amin’ny Daholobe