Première dame


Lahatenin-dRamatoa Rajaonarimampianina Voahangy ho fanamarihana ny Andro iraisampirenena ho an’ny Vehivavy

Ry Andriambavilanitra rehetra, tompon’ny andro anio , Ry reny, Rahavavy, Zoky, Zandry, Zanaka, Amin-kafaliana no hiarahabako anareo. Arahaba manokana no hatolotra antsika vehivavy nahatratra izao andro lehibe izao, dia ny 8 martsa 2017. Eto Antananarivo no tokony ankalazana ny hetsika nationaly tamin’ity taona ity, kanefa noho ny loza voajanahary mihatra eto amin’ny Firenena, dia voatery nofoanana […]


La Première Dame, Voahangy Rajaonarimampianina reçoit le Directeur Régional de l’UNFPA Région Afrique australe et de l’Est, Julitta ONABANJO

Des actions en faveur des femmes et des jeunes La Première Dame, Voahangy Rajaonarimampianina a reçu le Directeur Régional de l’UNFPA Région Afrique Australe et de l’Est, Julitta ONABANJO, ce 17 octobre, au Palais d’Iavoloha. Elle était accompagnée du Représentant de cette agence des Nations Unies à Madagascar, Mamadou DICKO. « Nous avons parlé des actions […]


Le Centre de Formation Professionnelle pour les Femmes à l’honneur

Les épouses Ban et Rajaonarimampianina, ont tout de suite rallié Tsimbazaza après la visite du CHUGOB, pour visiter le Centre de Formation Professionnelle pour les Femmes, en milieu d’après-midi du Mercredi 11 Mai. A cette occasion, elles étaient accompagnées par les Ministres Marie Lydie Toto Raharimalala, de l’Emploi, de l’Enseignement Technique et de la Formation […]


Mme Ban et Mme Rajaonarimampianina visitent le CHUGOB

L’épouse du Secrétaire Général de l’ONU, Me. BAN, et l’Epouse du Président malgache, Mme Voahangy Rajaonarimampianina, ont visité ensemble le Mercredi 11 Mai, le Centre Hospitalier Universitaire de Gynécologie Obstétrique de Befelatanana, accompagnées du Ministre de la Santé Publique, M. Mamy Lalatiana Andriamanarivo, et des Représentants du Système des Nations Unies. C’est grâce à cette […]


EPP BANI Ivato : fanampiana ho an’ny tombotsoan’ny ankizy

Amin’izao ankatoky ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny vehivavy izao dia mbola manohy ny asa sosialy ho fanasoavana ny mpiara-belona ny fikambanan’ny vehivavy eo anivon’ny fihadidiana ny Repoblika. Nofidiana manokana tamin’ity androany ity ny eny amin’ny EPP Bani Ivato. Tamin’ity androany ity ary dia nanolotra « Château d’eau » na fitahirizan-drano mahazaka hatrany amin’ny 500 litatra […]


Fiombonam-bavaka ho an’ny vehivavy tao Ampahibe

Ho fanamarihina ny fankalazana ny andro maneran-tany ho an’ny vehivavy amin’ny 08 martsa ho avy izao dia nanatanteraka fotoam-pivavahana ny fikambanan’ireo vadina miaramila sy zandary ny alakamisy  faha 3 martsa 2016 teny amin’ny ‘Chapelle militaire Ampahibe’ ary tonga nanatrika izany fotoana izany ny vadin’ny Filoham-Pirenena, Voahangy Rajaonarimampianina. Tenin’Andriamanitra manamafy ny lohahevitra noraisina amin’ny fankalazana ny […]


Tan-tsoroka ho an’ny vehivavy mpanao zaitra an-tsena

Ho fanamarihina sahady ny andron’ny vehivavy amin’ity taona 2016 ity dia nanolotra fanomezana ho an’ireo vehivavy mpanjaitra eny amin’ny tsenan’Ambodin’isotry sy Andravoahangy ny vadin’ny Filoham-Pirenena, Voahangy Rajaonarimampianina androany 01 ny volana martsa 2016 teny amin’ny lapa-panjakana Ambohitsorohitra. Nisedra fahasahiranana ireto mpanjaitra ireto nohon’ny tsy fahampian’ny fitaovana nampiasain’izy ireo teo aloha ka nampihena ny mpanjifany sy […]


Hôpital Befelatanana : une rampe d’accès pour bientôt

La signature de l’accord de coopération entre le Gouvernement Japonais et l’Etat Malgache, pour la mise en place d’une Rampe d’accès réservée aux patients à la maternité de l’Hopital Befelatanana, a été effectuée ce jour à Mahamasina. Le montant du projet s’élève à 163 129 Euros ou 540 000 000 Ariary. Cette Rampe de Passage […]