FIADIDIANA NY REPOBLIKA

TATITRY NY FILANKEVITRY NY MINISITRA NY ALAROBIA 03 JOLAY 2019, LAPAMPANJAKANA IAVOLOHA

 

  • FAMPAHAFANTARANA

    60 TAONA NY FITANTANA NY FANDRAHARAHANA NY FONJA :

    HISY NY FANKALAZANA NY FAHA-60 TAONAN'NY FITANTANAN-DRAHARAHAN'NY FONJA NY 18 JOLAY 2019 IZAY KARAKARAIN’NY MINISTERAN’NY FITSARANA.

    MIANTOMBOKA NY ASA FANARENANA SY NY FANAMBORANA LALAN-KELY ANDIANY FAHA-3 :

    MIROSO NY ASA FANAMBOARANA SY FANARENANA IREO FOTRODRAFITRASA FIVEZIVEZENA SY FIDIOVANA AO ANATIN'NY TETIKASA "LALAN-KELY III" ARAKA NY FAMPAHAFANTARANA NATAON’NY MINISTERAN’NY FANAJARIANA NY TANY, NY TOERAM-PONENANA ARY NY ASA VAVENTY.

    « NDAO HAMAKY BOKY AN-TSEKOLY »

    IO NO LOHAHEVITRA VOIZINA HANDRISIHANA NY ZAZA MALAGASY HAMAKY BOKY ANY AN-TSEKOLY ARAKA NY FAMPAHAFANTARANA MIKASIKA NY FANDAHARAN'ASA FAMERENANA NY FITIAVANA VAKY BOKY ENY ANIVON'NY TOERAM-PIANARANA, NATAON’NY MINISTERAN’NY KOLONTSAINA SY NY FIFANDRAISANA TEO ANIVON’NY FILANKEVITRY NY MINISTRA

  • FANDRAISANA DIDIM-PANJAKANA

    Tapaka tao anatin’ny filankevitry ny minisitra ny fandraisana ny didim-panjakana manaraka etoana :

    • Noraisina ny didim-panjakana mampiantso fivoriana manokan'ny Antenimieram-pirenena vaovao araka ny voalazan'ny lalàm-panorenana, ny talata 16 jolay 2019 amin'ny 10 ora maraina eny amin'ny lapan'ny Antenimieram-pirenena Tsimbazaza. Laha-dinika amin’izany ny :

      - Fifidianana ny mpikambana handrafitra ny Birao maharitra.

      - Fifidianana ny mpikambana handrafitra ireo vaomiera isan-tokony.

    • NORAISINA NY NY DIDIM-PANJAKANA MANAMBARA FA "ILAIN'NY VAHOAKA" NY ASA FANITARANA NY ARABE TSARASAOTRA IVANDRY-LA CITY SY IREO SAMPANANY, HO MIRAZOTRA ROA AZO IFANENANA ARY AHAFAHANA MAKA NY AMPAHAN-TANY VOAKASIKY NY TETIKASA, NA AMIN'NY ALALAN'NY FAMPIRAHARAHANA NA AMIN'NY FANESORANA NOHO NY ANTONY FILAN'NY VAHOAKA (EXPROPRIATION POUR CAUSE D'UTILITÉ PUBLIQUE)
    • NORAISINA NY DIDIM-PANJAKANA MANOVA SY MAMENO NY DIDIM-PANJAKANA LAHARANA FAHA 2013-275 TAMIN'NY 17 APRILY 2013 ARY MANAFOANA NY DIDIM-PANJAKANA LAHARANA FAHA 2016-961 TAMIN'NY 20 JOLAY 2016 MOMBA NY ZO SY TOMBONTSOAN'IREO MIARAMILA NIHARAMBOINA TAMIN'NY FANATANTERAHANA IRAKA MAMPIDI-DOZA.
  • FANENDRENA

    Ny filankevitry ny Minisitra dia nankatoa ny fanendrena ireto mpiasam-panjakana ambony ireto :

    Araky ny tolo-kevitry ny minisitry ny fiarovam-pirenena :

    • Ny Général de Brigade RAMAHAVONJY Gérard José, dia voatendry ho lehiben’ny Birao manokan’ny lehiben’ny Etamazaoron’ny lehiben’ny Tafika Malagasy
    • Ny Colonel RANORISON Ange Thierry, dia voatendry ho lehib’ny Bureau des Renseignements eo anivon’ny Etamazaoron’ny lehiben’ny Tafika Malagasy .
    • Ny Colonel RAKOTONIAINA Maminirina, dia voatendry ho Lehiben’ny « Bureau des Opérations » eo anivon’ny Etamazaoro lehiben’ny Tafika Malagasy
    • Ny Colonel RAMANANTSOA Harifidy Roland, dia voatendry ho Lehiben’ny Bureau de la Logistique et des Domaines » ao anivon’ny etamazaoro lehiben’ny tafika Malagasy
    • Ny Colonel RAHAJANDRAINY Dieudonné Jeannot Parfait, dia voatendry ho lehiben’ny « Bureau Technique des Travaux » eo anivon’ny etamazaoro lehiben’ny Tafika Malagasy
    • Ny Colonel RANDRIAMIFIDY Armand, dia voatendry ho lehiben’ny « Bureau des Télécommunications et des Systèmes Informatiques »
    • Ny Colonel DERA Zafindravolamananarivelo Didier, dia voatendry ho lehiben’ny « Bureau des Ecoles et de la Formation Militaire » eo anivon’ny Etamazaoro lehiben’ny tafika Malagasy
    • Ny Colonel RAKOTONDRAIBE Rémi, dia voatendry ho lehiben’ny « Bureau des Inspections » eo anivon’ny Etamzaoro lehib’ny Tafika Malagasy
    • Ny Contre-Amiral ASSANY Bemarivo Jeannot, dia voatendry ho Directeur de l’Intendance de l’Armée.
    • Ny Colonel RANDRIAHERINIAINA Frédéric, dia voatendry ho Premier Adjoint au Commandant des Forces de Développement.
    • Ny Colonel SOLOFONIRINA Léon Claire Herick, dia voatendry ho Deuxième Adjoint au Commandant des Forces de Développement.
    • Ny Colonel RAFARALAHY Lala Nomenjanahary, dia voatendry ho Chef d’Etat-Major auprès Commandement des Forces de Développement.
    • Ny Général de Division Aérienne RAMBOLAMANANA Jocelyn, dia voatendry ho Premier Adjoint au Commandant des Forces Aériennes.
    • Général de Brigade Aérienne RADONA Ratiarivelo Ellis, dia voatendry ho Deuxième Adjoint au Commandant des Forces Aériennes.
    • Ny Colonel ANDRIANARIJAONA Mamy, dia voatendry ho Chef d’Etat-Major auprès du Commandement des Forces Aériennes.
    • Ny Colonel RAHARISON Patrick Michel, dia voatendry ho Premier Adjoint au Commandant des Forces d’Intervention de l’Armée.
    • Ny Colonel RAKOTOARIMANANA Heritiana Daniel, dia voatendry ho Deuxième Adjoint au Commandant des Forces d’Intervention de l’Armée.
    • Ny Colonel ANDRIANTAOLO Tsilavonjato Honoré, dia voatendry ho Chef d’Etat-Major auprès du Commandement des Forces d’Intervention de l’Armée.
    • Ny Capitaine de Vaisseau GA Jacquy Honoré, dia voatendry ho Premier Adjoint au Commandement des Forces Navales.
    • Ny Capitaine de Vaisseau TSIRINIAINA Gabriel, dia voatendry ho Deuxième Adjoint au Commandement des Forces Navales.
    • Ny Capitaine de Vaisseau RAMAROZATOVO Andriamiharisoa, dia voatendry ho Chef d’Etat-Major auprès du Commandement des Forces Navales.
    • Ny Général de Brigade ANDRIAMASIMANANA William Michel, dia voatendry ho Directeur du Centre de Perfectionnement des Officiers.
    • Ny Général de Brigade RAZAFITOMBO Maminirina Ely, dia voatendry ho Directeur de l’Ecole d’Etat-Major
    • Ny Capitaine du Vaisseau RAKOTOARISON François Hubert, dia voatendry ho Directeur des Transmissions au sein de l’Office des Transmissions Militaires de l’Etat.
    • Ny Colonel SONDROTA Lala, dia voatendry ho Directeur des Affaires Générales au sein de l’Office des Transmissions Militaires de l’Etat.
    • Ny Général de Division RALALA Alain Dominique, dia voatendry ho Inspecteur auprès de l’Inspection Générale de l’Armée Malagasy.
    • Ny Général de Brigade RASABOTSY Jean Philibert, dia voatendry ho Inspecteur auprès de l’Inspection Générale de l’Armée Malagasy.

    Araky ny tolo-kevitry ny Minisitry ny atitany sy ny fitsinjaram-pahefana

    • Atoa. RATSIMBAZAFY Mamisoa, dia voatendry ho Directeur de l’Inspection et de Contrôle de l’Administration Territoriale du Ministère de l’Intérieur et de la Décentralisation.

    Araky ny tolo-kevitry ny Minisitry filaminam-bahoaka

    • Commissaire de Police de Première Classe RAKOTOMAHEFA Oriel Mikneia, dia voatendry ho Tale-paritry Melaky eo anivon’ny Ministeran’ny Filaminam-bahoaka
    • Commissaire Divisionnaire de Police RAZAFINDRAZAFY Etienne, dia voatendry ho Directeur des Affaires Financières eo anivon’ny Ministeran’ny Filaminam-bahoaka.
    • Commissaire Divisionnaire de Police HAJANOMENA Fanja Razatovo, dia voatendry ho Directeur des Forces d’Intervention de la Police eo anivon’ny Ministeran’ny Filaminambahoaka
    • Commissaire Principal de Police RATSIMBA Andrianina Brice, voatendry ho Directeur de la Police Economique eo anivon’ny Ministeran’ny Filaminam-bahoaka.
    • Contrôleur Général de Police RANJAVOLOLONA Julie Claudette, dia voatendry ho Directeur de la Formation Continue et de la Recherche eo anivon’ny Ministeran’ny Filaminambahoaka
    • Commissaire Principal de Police TALILY Damy, dia voatendry ho Directeur de l’Ecole Nationale des Inspecteurs et Agents de Police de Police eo anivon’ny Ministeran’ny Filaminam-bahoaka
    • Commissaire Divisionnaire de Police RANDIMBIARISON Honoré Voajanahary, dia voatendry ho Directeur de l’Éthique, de la Déontologie et de la Discipline eo anivon’ny Ministeran’ny Filaminam-bahoaka
    • Commissaire Divisionnaire de Police ANDRIAMANANTSOA Zakatiana Pierre Donatien, dia voatendry ho Directeur des Systèmes d’Information et des Transmission eo anivon’ny Ministeran’ny Filaminam-bahoaka.
    • Commissaire Principal de Police RAMAMONJISOA Mamy Tahina Zo, dia voatendry ho Directeur de la Programmation, du Suivi et de l’Evaluation eo anivon’ny Ministeran’ny Filaminam-bahoaka
    • Contrôleur Général de Police RAKOTOARIMANANA Herilala, dia voatendry ho Directeur de la Sécurité Publique eo anivon’ny Ministeran’ny Filaminam-bahoaka.

    Araka ny tolo-kevitry ny Minisitry ny fanabeazam-pirenena sy fampianarana teknika sy arakasa

    • Atoa. RASOLONIRINA Tsimanosika Olivier, dia voatendry ho Président du Comité de Coordination au sein du Groupement Régional des Etablissements de Formation Technique et Professionnelle d’Alaotra Mangoro eo anivon’ny Ministeran’ny Fanabeazam-pirenena sy ny fampianarana teknika sy ara-kasa
    • Atoa. TSILEFA Antonio, dia voatendry ho Président du Comité de Coordination au sein du Groupement Régional des Etablissements de Formation Technique et Professionnelle d’Anosy eo anivon’ny Ministeran’ny Fanabeazam-pirenena sy ny fampianarana teknika sy ara-kasa.
    • Atoa. DECOPERTINO Anthonissen, dia voatendry ho Président du Comité de Coordination au sein du Groupement Régional des Etablissements de Formation Technique et Professionnelle d’Atsimo Atsinanana eo anivon’ny Ministeran’ny Fanabeazam-pirenena sy ny fampianarana teknika sy ara-kasa
    • Atoa. SADARY Rivo Albert, dia voatendry ho Président du Comité de Coordination au sein du Groupement Régional des Etablissements de Formation Technique et Professionnelle d’Atsinanana eo anivon’ny Ministeran’ny Fanabeazam-pirenena sy ny fampianarana teknika sy ara-kasa
    • Rtoa. HAJARISOA Aline, dia voatendry ho Président du Comité de Coordination au sein du Groupement Régional des Etablissements de Formation Technique et Professionnelle d’Itasy eo anivon’ny Ministeran’ny Fanabeazam-pirenena sy ny fampianarana teknika sy ara-kasa.
    • Atoa. LIVA Florent Justin, dia voatendry ho Président du Comité de Coordination au sein du Groupement Régional des Etablissements de Formation Technique et Professionnelle de Menabe eo anivon’ny Ministeran’ny Fanabeazam-pirenena sy ny fampianarana teknika sy ara-kasa.
    • Atoa. JAOHAVY Gatien, dia voatendry ho Président du Comité de Coordination au sein du Groupement Régional des Etablissements de Formation Technique et Professionnelle de Sava eo anivon’ny Ministeran’ny Fanabeazam-pirenena sy ny fampianarana teknika sy arakasa.
    • Atoa. BEMALAZA Milson, dia voatendry ho Président du Comité de Coordination au sein du Groupement Régional des Etablissements de Formation Technique et Professionnelle de Sofia eo anivon’ny Ministeran’ny Fanabeazam-pirenena sy ny fampianarana teknika sy arakasa.

    Araka ny tolo-kevitry ny Minisitry ny fambolena, fiompiana ary ny jono

    • Atoa. TSIRAFY Daudel Velson, dia voatendry ho Tale-paritry ny fambolena, fiompiana ary ny jono ao amin’ny faritra Amoron’i Mania.

    Araka ny tolo-kevitry ny Minisitry ny fitaterana, ny fizahan-tany ary famantarana ny toetr’andro

    • Rtoa. RASOAMANARIVO Sandrina Malalatiana, dia voatendry ho Directeur des Ressources Humaines eo anivon’ny Ministeran’ny ny fitaterana, ny fizahan-tany ary famantarana ny toetr’andro
    • Atoa. RASENDRA Thierry Jean, dia voatendry ho Directeur des Etudes, des Recherches et de la Formation eo anivon’ny Ministeran’ny ny fitaterana, ny fizahan-tany ary famantarana ny toetr’andro
    • Atoa. RABE Rado Ambinintsoa, dia voatendry ho Directeur Régional des Transports, eo anivon’ny Ministeran’ny ny fitaterana, ny fizahan-tany ary famantarana ny toetr’andro
    • Rtoa. RATEFINANAHARY Rindra, dia voatendry ho Directeur Interrégional des Transports, du Tourisme et de la Météorologie Vakinankaratra-Amoron’i Mania.
    • Atoa. RAMAMONJISOA Heriniaina Angelo, ho dia voatendry ho Directeur Interrégional des Transports, du Tourisme et de la Météorologie Boeny-Melaky.
    • Atoa. THOMAS Paul RAKOTOZAFY, dia voatendry ho Directeur Interrégional des Transports, du Tourisme et de la Météorologie Haute Matsiatra-Ihorombe.
    • Rtoa. REJELA Razafinjato Njoveny Lydie Natacha, dia voatendry ho Directeur Régional des Transports, du Tourisme et de la Météorologie Menabe.
    • Atoa. TOTO Modeste Justin, dia voatendry ho Directeur Régional des Transports, du Tourisme et de la Météorologie Sava.
    • Atoa. RAVELOMANANA Fydelys, dia voatendry ho Directeur Interrégional des Transports, du Tourisme et de la Météorologie Vatovavy Fitovinany-Atsimo Atsinanana.
    • Rtoa. RAZANAMARIA Arilala Léa, dia voatendry ho Directeur Régional des Transports, du Tourisme et de la Météorologie Alaotra Mangoro.
    • Rtoa. RASOAMANALINA Oelisoa, dia voatendry ho Directeur Régional des Transports, du Tourisme et de la Météorologie Itasy-Bongolava.

    Araka ny tolo-kevitry ny sekreteram-panjakana eo anivon’ny ministeran’ny fiarovampirenena misahana ny zandarimaria

    • Colonel TSIKETA Bernard Dieu Donné, dia voatendry ho Commandant de la Circonscription de la Gendarmerie Nationale de Fianarantsoa.
  • FANAFOANANA

    Ny filankevitry ny ministitra dia manafoana ireto didim-panjakana manaraka ireto:

    Araka ny tolo-kevitry ny Minisitry ny harena an-kibon’ny tany sy ny loharanon-karena stratejika

    • Foana ny fanendrena ny Directeur de la Législation et des Affaires Juridiques eo anivon’ny ministeran’ny harena an-kibon’ny tany sy ny loharanon-karena stratejika